|
|
|
|

Entry haha-
Part of speech prefix [Words with haha-]
 Passé du préfixe maha- [1.3]
Examples 
1moa ve ny hatanjaky ny vatana fotsiny dia ampy tsy haha-ankizv intsony? [2.314]
2Tsy nandry andro tsy nandry alina ianareo, nitady izay haha-Andriana ahy. [2.298]

Entry haha
Part of speech noun
 Famahana, fanalana ny fatotra [1.1]
 See boraka, vaha, veraka [1.2]
 Action de délier, de dénouer, de détacher, de dévisser, de démonter, de mettre en liberté. Voy. Vaha [1.3]

Updated on 2023/03/04