| Entry |
manafintohina
(tafintohina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1]
|
| | To trip; to give offense [1.7]
|
| | Faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas Scandaliser, irriter [1.3]
|
| | Faire broncher; scandaliser [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona.
[2.4]
|
| 2 | Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina.
[1.262]
|
| 3 | Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina.
[2.643]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manafintohina |
| Past : |
nanafintohina |
| Future : |
hanafintohina |
| Imperative : |
manafintohìna |
|
|
| Entry |
manafintohìna
(tafintohina (tohina))
|
| Part of speech | imperative of active verb manafintohina
|
|