|
|
|
|

Entry mamorona (forona)
Part of speech active verb
 Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao
Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy
Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana
Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1]
 To form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2]
 To create; to invent; to found [1.7]
 Créer; inventer; fonder [1.8]
Examples 
1Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5]
2Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445]
Morphology 
Present : mamorona
Past : namorona
Future : hamorona
Imperative : mamoròna

Entry mamoròna (forona)
Part of speech imperative of active verb mamorona [Full list]

Updated on 2023/01/20