|
|
|
|

Entry visavisa
Part of speech noun
 Fitanisanisàna
Filazalazana hatramin' izay antsipiriany madinika kely indrindra
Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra. [1.1]
 Famerenana ao an-tsaina amin'ny antsipiriany ny lasa [1.13]
 A detailed description or enumeration [1.7]
 Description ou énumération détaillée [1.8]
 Remémoration [1.13]
Derivatives 

Updated on 2012/04/24