|
|
|
|

Entry bomba
Part of speech noun
 Mitovy hevitra amin' ny omba [1.1]
  [1.2]
Derivatives 

Entry bomba
Part of speech noun
 Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]
 Jereo baomba [1.62]
 [ baomba ] Zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
 A shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
 Bombe [Fr. bombe] [1.3]
Vocabulary 
Examples Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Origin Explanations in English: bomb. Explanations in French: bombe.
Other spellings 

Updated on 2021/10/15