|
|
|
|

Entry mamaka (faka)
Part of speech active verb
 Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony [1.1]
 To root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. [1.2]
 To take root [1.7]
 Prendre racine [1.8]
 (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant. [1.196]
Vocabulary 
Examples Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy. [1.369]
Morphology 
Present : mamaka
Past : namaka
Future : hamaka
Imperative : mama

Entry mamakà (faka)
Part of speech imperative of active verb mamaka [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20