| Entry |
faka
|
| Part of speech | noun
|
| | Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [1.1]
|
| | A root. [Mal. akar (?).] [1.2]
|
| | Root, cause [1.7]
|
| | Racine, cause [1.8]
|
| | (dans toute l'île) (du malais aka). Nom général des racines, de la partie souterainne d'un végétal ; ny fakan-kazo : les racines d'un arbre. Action de s'enraciner :
mamaka ; enracinnement ou reprise d'un bouture :
famakana ; on dit aussi latsa-paka pour une bouture qui a bien repris, qui s'est bien enracinnée. L'adjectif
fakaina qualifie les plantes qui ont beaucoup de racines, un chevelu bien développé ; lava-faka, les arbres puissamment enracinés, avec les racines qui retiennent bien les terres, comme le
voandelaka.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples | Vahatra faka toy ny fakan-kazo.
[2.69]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
faka
(aka)
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [1.1]
|
|
| Entry |
faka
|
| Part of speech | noun
|
| | In the provinces it also means the private parts. [1.2]
|
| | [Tankarana]
Parties indécentes. [1.19]
|
|