| Entry |
mamahatra
(fahatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1]
|
| | To resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2]
|
| | Se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3]
|
| Examples | Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany.
[1.257]
|
| Morphology |
| Present : |
mamahatra |
| Past : |
namahatra |
| Future : |
hamahatra |
| Imperative : |
mamahara |
|
|
| Entry |
mamahatra
(vahatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandatsa-paka, mamaka:
Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
mamahatra |
| Past : |
namahatra |
| Future : |
hamahatra |
| Imperative : |
mamahara |
|
|
| Entry |
mamahatra
(vahatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Provincial]
To begin to colonize [1.2]
|
|