| Entry | fahatra | |
| Part of speech | Unspecified | |
| Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [1.1] | ||
| See fahana, vahatra. [1.2] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | fahatra | |
| Part of speech | noun | |
| Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:
-- ny loha lela: r -- ny lany lela: 1 -- ny lanilany: g -- ny nify: t -- ny molotra: m ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1] | ||
| Entry | fahatra | |
| Part of speech | noun | |
| [Taimoro] Mpamorona [1.78] | ||
| Updated on 2017/07/14 |
|