| Entry |
mamafy
(fafy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Manao fafy [1.78]
|
| | Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1]
|
| | Manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13]
|
| | To sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2]
|
| | Semer [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo.
[2.245]
|
| Morphology |
| Present : |
mamafy |
| Past : |
namafy |
| Future : |
hamafy |
| Imperative : |
mamafaza |
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ |
|