| Entry |
manahaka
(hahaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Tanala]
[ mañahaka ] Manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
|
| | Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
|
| | To scatter, to disperse [1.7]
|
| | Disperser, éparpiller [1.8]
|
| Examples | Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
[2.285]
|
| Morphology |
| Present : |
manahaka |
| Past : |
nanahaka |
| Future : |
hanahaka |
| Imperative : |
manahafa |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
manahaka
(tahaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
manahaka |
| Past : |
nanahaka |
| Future : |
hanahaka |
| Imperative : |
manahafa |
|
|