|
|
|
|

Entry manapariaka (pariaka (riaka))
Part of speech active verb
 Manaparitaka, manahaka [1.1]
Examples Ny fandrarana haino aman-jery tsy miankina hanapariaka ny fandaharany manerana ny Nosy? [4.27]
Morphology 
Present : manapariaka
Past : nanapariaka
Future : hanapariaka
Imperative : manapariaha

Updated on 2023/01/20