| Entry | malefaka (lefaka) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely Malemilemy: Feo malefaka Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1] | |||||||
| Pliant, supple; easy going, gentle Not too strong (of beverages) [1.7] | |||||||
| Souple; calme Pas trop fort (se dit des boissons) [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|