| Entry | lefaka | |
| Part of speech | adjective | |
| Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [1.1] | ||
| [Sihanaka] adaladala [1.78] | ||
| Dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [1.3] | ||
| Examples | nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va?
[2.69] | |
| Derivatives |
| |
| Entry | lefaka | |
| Part of speech | noun | |
| Halefolefo, tsy fihenjanana. [1.1] | ||
| Souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/10/08 |
|