| Entry | loharano | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | loha, rano | |
| Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] | ||
| A spring of water [1.7] | ||
| Source [1.8] | ||
| Examples | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48] | |
| Entry | Loharano | |
| Part of speech | name (book title) | |
| Subtitle | T7 | |
| Author | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | |
| Publishings | 1996. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy. | |
| Tables and plates | All the titles | |
| Entry | Loharano | |
| Part of speech | name (book title) | |
| Subtitle | T8 | |
| Author | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | |
| Publishings | 1987. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa. | |
| Tables and plates | All the titles | |
| Entry | Loharano | |
| Part of speech | name (book title) | |
| Subtitle | T9 | |
| Author | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | |
| Publishings | 1988. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa. | |
| Tables and plates | All the titles | |
| Entry | Loharano | |
| Part of speech | name (newspaper) | |
| Author | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 | |
| Vocabulary | ||
| Tables and plates | All the titles | |
| Entry | Loharano | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| Vocabulary | ||
| Coordinates | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333 -22.6166667, 47.8666667 -21.95, 48.1 | |
| Toponymy | loha, rano | |
| Updated on 2025/10/11 |
|