| Entry | fandevona (levona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana [1.1] | ||
| Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir [1.3] | ||
| Examples | Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona;
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/07 |
|