| Entry | levonina (levona) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa [1.1] | |||||||||
| To be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested [1.7] | |||||||||
| Qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|