| Entry |
levina
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
levina
|
| Part of speech | noun
|
| | Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]
|
|
| Entry |
levina
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
|
| | Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
|
| | Niveau, niveau d'eau [1.3]
|
| | Niveau [1.13]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Origin | Explanations in English: level.
|
|