|
|
|
|

Entry mandevina (levina)
Part of speech active verb
 Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1]
 To bury [1.7]
 Ensevelir, enterrer [1.8]
Examples 
1ary izay maty iaraha-mandevina. [1.370]
2Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472]
Morphology 
Present : mandevina
Past : nandevina
Future : handevina
Imperative : mandevena

Updated on 2023/05/26