|
|
|
|

Entry lenta
Part of speech noun
 Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1]
Synonyms leta

Entry lenta
Part of speech noun
 Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
 Niveau [1.13]
Synonyms levina

Entry lentà
Part of speech noun
  [Masikoro] Vonoina tapahin-doha, maty tapa-doha [2.606]

Updated on 2025/08/21