| Entry | fanalefahana (lefaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana [1.1] | ||
| Assouplissement: Fanalefahana ny tanana: assouplissement des mains [1.13] | ||
| Examples | Miseho lany etsy sy eroa ny fanomezana fanalefahana na koa alalana manokana tsy handoa hetra.
[4.27] | |
| Synonyms | fanatoniana | |
| Updated on 2023/09/09 |
|