|
|
|
|

Entry lavabato
Part of speech noun
Elementary words lavaka, vato
 (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground [1.2]
 A cave in the rock [1.7]
 Caverne dans la roche [1.8]
Examples 
1Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady. [1.508]
2Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. [1.437]
Article 

Updated on 2024/08/13