| Entry | filanjana (lanja) | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [1.1] | ||
| A palanquin [1.2, 1.7] | ||
| A pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [1.2] | ||
| A litter for carrying the sick [1.7] | ||
| Chaise à porteurs [1.8] | ||
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Updated on 2023/01/20 |
|