|
|
|
|

Entry lambolambo (lambo)
Part of speech noun
  [Sihanaka] safosafo [1.78]
 Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [1.1]
 Polissage
Figuré: caresse faite avec la main [1.3]
Derivatives 
Synonyms lambo [less frequent than lambolambo]

Entry lambolambo (lambo)
Part of speech adjective
 Jereo mandina [1.1]
Synonyms malambolambo

Updated on 2023/04/09