|
|
|
|

Entry mandina
Part of speech adjective
 Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [1.1]
 Lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3]
Derivatives 
Synonyms mandimandina

Entry mandina (dina)
Part of speech active verb
  [Provincial] To cut a piece off [1.2]
Morphology 
Present : mandina
Past : nandina
Future : handina

Updated on 2023/02/07