| Entry | fandambolamboana (lambolambo) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|