| Entry | lakampiara | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | lakana, fiara | |
| Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1] | ||
| [ lakam-piara ] Lakana misy tanany fanarenana [1.13] | ||
| Pirogue à balancier [1.13] | ||
| Vocabulary | ~ | |
| Examples | Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily.
[2.508] | |
| Updated on 2023/06/16 |
|