| Entry |
lakana
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
|
| | A canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
|
| | A dugout canoe; any small boat [1.7]
|
| | Pirogue, petit bateau [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana.
[2.470]
|
| 2 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
|
| Derivatives |
| Quotes |
| Illustrations |
|
|