| Entry |
laitra
|
| Part of speech | adjective
|
| | Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
|
| | Can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
|
| | Can be done; penetrated [1.7]
|
| | Qui peut se faire; pénétré [1.8]
|
| Morphology |
| Simple : |
laitra,
laitry,
laitran' |
|
| Derivatives |
|