| Entry |
lefitra
|
| Part of speech | participle
|
| | Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany [1.1]
|
| | Support Supporté, action de supporter:
Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) [1.3]
|
| Examples | Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny!
[2.576]
|
| Morphology |
| Present : |
lefitra,
lefitro,
lefitrao,
lefiny,
lefitsika,
lefitray,
lefitrareo,
lefitr',
lefi-,
lefitry |
| Past : |
lefitra,
lefitro,
lefitrao,
lefiny,
lefitsika,
lefitray,
lefitrareo,
lefitr',
lefi-,
lefitry |
| Future : |
ho lefitra,
ho lefitro,
ho lefitrao,
ho lefiny,
ho lefitsika,
ho lefitray,
ho lefitrareo,
ho lefitr',
ho lefi-,
ho lefitry |
|
|
| Entry |
lefitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Valona, foritra, lefiravina, ketrona [1.1]
|
| | Pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner [1.3]
|
| Morphology |
| Simple : |
lefitra,
lefitro,
lefitrao,
lefiny,
lefitsika,
lefitray,
lefitrareo,
lefitr',
lefi-,
lefitry |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
lefitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay [1.1]
|
| | The second in rank [1.7]
|
| | Lieutenant, second [1.3]
|
| | Le second rang, le vice, l'adjoint [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy eto koa ny Lefitra voalohany.
[2.332]
|
| 2 | Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana.
[4.27]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
lefitra,
lefitro,
lefitrao,
lefiny,
lefitsika,
lefitray,
lefitrareo,
lefitr',
lefi-,
lefitry |
|
| Origin | Explanations in English: leftenant.
|
|
| Entry |
lefitra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Mahafaly]
(du malais : lipit,
lipat . javanais :
lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment
Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Indigofera tinctoria |
|