| Entry |
kibobo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
Vorona mpisitrika anaty ahitra toy ny tsipoy fa kely toy ny: Kibobo voanfandrika ko mandremandre re ahazoana zanakakoho [1.78]
|
| | Karazam-borona madinidinika; ohatra ny akohokely mavomavo ny habe amam-bikany, matetika hita mitsoriaka any anaty bozaka; fihinana tsara ny nofony ary tsy mba hazaina izy fa fandrihana (Turnix nigricollis) [1.1]
|
| | A species of bustard quail. Turnix nigricollis, Gon.
Same as kibo,
kibokely and
kibotay
[1.2]
|
| | Caille [1.19, 1.54]
|
| | Caille (Cothurnis communis, Phasianid [...] [full text in 1.5]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Cothurnis communis, Phasianidae, Turnix nigricollis |
| Examples |
| 1 | Kibobo nihehy voro-mila hanina aza fatra-pandatsa ry zalahy fa ny mamelon-tena zava-tsarotra.
[2.131]
|
| 2 | Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona.
[2.472]
|
|
| Synonyms | ~ ~ ~ |
| Other spellings |
|
| Entry |
kibobo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
Hena mahia: Kibobo fa be didy (Hena mahia fa anananambe) [1.78]
|
|
| Entry |
kibobo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
Trano bongo efa simba, tranon-tovovavy [1.78]
|
|
| Entry |
kibobo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
vovoka
[1.78]
|
|