|
|
|
|

Entry kiaka
Part of speech noun
 Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako [1.1]
 A scratch; a grazing contact [1.7]
 égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace [1.8]
 écorchure [1.13, 1.66]
 Strie [1.13]
Derivatives 

Entry kiaka
Part of speech noun
 Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? [1.1]
Vocabulary 
Examples Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2022/06/25