|
|
|
|

Entry mikiaka (kiaka)
Part of speech active verb
 Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [1.1]
Morphology 
Present : mikiaka
Past : nikiaka
Future : hikiaka
Imperative : mikiaha

Entry mikiaka (kiaka)
Part of speech active verb
 Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [1.1]
Morphology 
Present : mikiaka
Past : nikiaka
Future : hikiaka

Updated on 2023/04/14