|
|
|
|

Entry kiakiaka (kiaka)
Part of speech noun
 Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
 Piercing cries [1.7]
 Cris perçants [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472]
2Kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [2.470]
Morphology 
Simple : kiakiaka, kiakiako, kiakiakao, kiakiany, kiakiatsika, kiakiakay, kiakiakareo, kiakian', kiakia-, kiakiaky
Derivatives 

Entry Kiakiaka
Part of speech name (toponym) [Full list]
Vocabulary 
Examples Avaradrano sy Kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [2.48]
Coordinates -19, 47.5
Toponymy kiaka

Updated on 2023/02/03