| Entry |
katro > katroka
|
| Part of speech | adjective
|
| | Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1]
|
| | The same, exactly:
roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7]
|
| | Le même, exactement [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
[2.643]
|
| 2 | Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana.
[2.114]
|
|
| Derivatives |
| Quotes |
|
| Entry |
katro > katroka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bezanozano]
Dona, fidonana, ady Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [1.78]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
katro > katroka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Démonter un fusil. [1.19]
|
|