| Entry | akatroka (katroka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko? [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|