|
|
|
|

Entry karandahy
Part of speech noun
Elementary words karana, lahy
 [ karan-dahy ] Fatsora-lahy [1.1]
 Homme roué [1.3]
Examples satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo; [2.996]

Updated on 2024/08/13