|
|
|
|

Entry kana
Part of speech adjective
 Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
 Habile, rusé, roué [1.3]

Entry karana
Part of speech noun
 (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Vocabulary 
Synonyms rikarikan-taolana

Entry karana
Part of speech noun
 Armature, canevas [1.13]

Entry karaña
Part of speech noun
  [Tankarana] Brisants. (rìva). [1.19]
Vocabulary 

Entry kana
Part of speech adjective
 Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]

Entry Kana
Part of speech name (anthroponym) [Full list]
 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
 An East Indian or Pakistanese [1.7]
 Indien ou Pakistanais [1.8]
 Indien, Hindou [1.13]
Vocabulary 

Entry Karàna
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Cheran [2.996]
 Kerân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Kerana

Updated on 2024/11/22