|
|
|
|

Entry harana
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
 Tendrombohitra vato: Haram-bato
Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
 A rocky place [1.7]
 Grands rochers [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499]
2Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245]
Derivatives 

Entry harana
Part of speech noun
 Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]

Entry harana
Part of speech noun
 Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
Derivatives 

Entry haraña
Part of speech noun
  [Betsileo] Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
  [Tanala] Hantsana, tevana [1.78]

Entry harana
Part of speech noun
  [Betsileo] Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
  [Tankarana] Corail. [1.19]
Vocabulary 

Entry harana
Part of speech noun
  [Taisaka, Tanala] Akora [1.78]
 Sea shells; an eggshell [1.7]
 Coquillage; coque des oeufs [1.8]
Vocabulary 

Entry harana
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
  [Sihanaka] Faty maina [1.78]

Entry harana
Part of speech noun
 A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
  [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196]
Vocabulary 

Entry Harana
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Harana [2.996]
 Haran [2.996]
 Harân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Aràna
Article 

Updated on 2022/07/30