|
|
|
|

Entry rikarikan-taolana
Part of speech noun
Elementary words rikarika, taolana
 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
 Amas d'ossements, squelette [1.3]
Vocabulary 
Synonyms karana

Updated on 2024/12/21