| Entry |
kapoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin' ny olona. [1.1]
|
| | A blow; a beating [1.7]
|
| | Coup; action de battre [1.3, 1.8]
|
| | Action d'additioner, de former un tout [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Mahazo kapoka aho anio, hoy i Mora.
[2.442]
|
| 2 | Sao, hono, hatao maty kapoka ny soavaliny.
[2.470]
|
| 3 | Ny tsaroako farany dia kapoka mafy tamin' ny lohako dia izay.
[2.4]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
kapoka
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Bara]
Dia: biby kapoka [1.78]
|
|
| Entry |
kapôka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Gobelet: kapoaka
[1.19]
|
|
| Entry |
kapoka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava, Tanosy]
(au sens général kapoka : coup, action de frapper).
Voacanga thouarsii Roem. & Schult.(Apocynaceae).
Avec le latex très tenace, on fabrique des gluaux sur lesquels les oiseaux viennent se coller.
Il ne reste plus qu'à leur donner des coups et à s'en emparer.
Voir aussi
kaboka.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Voacanga thouarsii |
|