| Entry | akapoka (kapoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [1.1] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|