| Entry | hakantoana (kanto) | |
| Part of speech | noun | |
| Hatsaran-tarehy fatratra, be renty [1.1] | ||
| L'habileté, la perfection d'une chose [1.3] | ||
| Examples | ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina.
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|