| Entry |
fikambanana
(kambana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety [1.1]
|
| | A society, an organization [1.7]
|
| | L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation [1.3]
|
| | Association, organisation [1.8, 1.13]
|
| | Société, congrégation [1.8]
|
| | Groupement [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana.
[2.332]
|
| 2 | Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana.
[2.69]
|
| 3 | Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly.
[2.445]
|
| 4 | Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray!
[2.503]
|
|
| Analogs |
FIANTA ~
FIMPIMA ~
FIMPIMI ~
FISAMIA ~
FRAM ~
FSM ~
FTPSA |
|