Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
jemby
Part of speech
adjective
Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena
Mitovy hevitra:
badenina
~
farina
~
jambena
~
jenjina
~
mantsafofoka
~
safotra
~
tsy mahita izay ambonin' ny tany
~
tsy mahita ny atsimo sy avaratra
~
voan' ny tamberintany
[
1.1
]
Derivatives
jembena
,
jembijemby
,
mahajemby
Updated on 2013/01/01