| Entry | farina | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1] | |||||
| Hoarse. [1.2] | |||||
| Examples |
| ||||
| Entry | farina | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1] | |||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | farina | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1] | |||||
| Small scurf on the nose. [1.2] | |||||
| Derivatives |
| ||||
| Updated on 2023/11/12 |
|