|
|
|
|

Entry jadonana (jadona)
Part of speech passive verb
 Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo
Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [1.1]
 Sur quoi on plante, on fiche quelque chose: Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi)
Figuré: sur qui on exerce le despotisme [1.3]
Morphology 
Present : jadonana, jadonako, jadonanao, jadonany, jadonantsika, jadonanay, jadonanareo, jadonan', jadonan-, jadonam-, jadona-
Past : nojadonana, nojadonako, nojadonanao, nojadonany, nojadonantsika, nojadonanay, nojadonanareo, nojadonan', nojadonan-, nojadonam-, nojadona-
Future : hojadonana, hojadonako, hojadonanao, hojadonany, hojadonantsika, hojadonanay, hojadonanareo, hojadonan', hojadonan-, hojadonam-, hojadona-
Imperative : jadony

Updated on 2023/02/19