| Entry | kitari-daolao | |
| Part of speech | locution | |
| [Betsileo] Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana [1.1] | ||
| Analogs | isam-balahazo ~ isan' andravava ~ isan-drary | |
| Updated on 2020/03/13 |
|