| Entry |
fanisana
(isa)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
|
| | The act of counting [1.7]
|
| | L'action de compter [1.3, 1.8]
|
| | Pointage, enregistrement, recensement [1.13]
|
| Examples |
| 1 | fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila;
[4.27]
|
| 2 | Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra.
[2.472]
|
|
| Article |
|
| Entry |
fanisana
(sisa)
|
| Part of speech | noun
|
| | Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
|
| | L'action de laisser des restes, la cause [1.3]
|
|
| Entry |
Fanisana
|
| Part of speech | name (biblical book)
|
| | Fanisana, Nomery: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
| | (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
|
| | Numbers: one of the books of the Bible
[3.1]
|
| | Nombres: un des livres de la Bible
[3.1]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Article |
| Full text | Parallel Bibles |
|