|
|
|
|

Entry inenina (enina)
Part of speech adverb [Full list]
 Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha [1.1]
 Six times [1.2]
 Six fois [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Efa inenina izy mianaka no niala maina. [1.281]
2Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [1.357]
Morphology 
Simple : inenina, inenin'
Derivatives 

Updated on 2023/01/20